Ho mandrakizay (Njara Marcel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hainao mihintsy
ny halalin'ny fitiavako anao
raha ny hafaliana hifampizarantsika roa
mahalatsaka ahy tanteraka e
ianao ilay nampidoboka ny foko
ilay nampiova ahy
ireo fotoana mamy nitondranao ahy
tao anaty tontolo, tsy haiko intsony e
ref: Fa tombokavatsa ato ampoko
sanatria raha ho soloiko
toa ireny anaty horonan-tsary
fitiavana foana qhhc no hiafarany
mba sanatria raha hiova loko
omeko olonkafa indray ny foko
f'ianao no andrin'ny fo
ho mandrakizay ny antsika roa
Eny maro ireo tsy vloriez mino
ny fisian'izany fitiavana izany
fa ho asehontsika androany f'izaho sy ianao no porofon'izany
fitia mandrakizay ho tononkira.serasera.org sanatria rvzwc ny hoe mandalo fotsiny ihany
ka na sendra ady na koa tomany
tsy natao hampiova fa mbola hampitombo hatrany
ilay fitiavana tsy ho lany
ny halalin'ny fitiavako anao
raha ny hafaliana hifampizarantsika roa
mahalatsaka ahy tanteraka e
ianao ilay nampidoboka ny foko
ilay nampiova ahy
ireo fotoana mamy nitondranao ahy
tao anaty tontolo, tsy haiko intsony e
ref: Fa tombokavatsa ato ampoko
sanatria raha ho soloiko
toa ireny anaty horonan-tsary
fitiavana foana qhhc no hiafarany
mba sanatria raha hiova loko
omeko olonkafa indray ny foko
f'ianao no andrin'ny fo
ho mandrakizay ny antsika roa
Eny maro ireo tsy vloriez mino
ny fisian'izany fitiavana izany
fa ho asehontsika androany f'izaho sy ianao no porofon'izany
fitia mandrakizay ho tononkira.serasera.org sanatria rvzwc ny hoe mandalo fotsiny ihany
ka na sendra ady na koa tomany
tsy natao hampiova fa mbola hampitombo hatrany
ilay fitiavana tsy ho lany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Njara MarcelVangy : 9950
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : njaramarcel93
Daty : 04/05/2020 18:19
