Ihafiako (Njara Marcel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Madiditra fiakanjo, mandona fijery
Mba faniriako loatra raha ianao ho ahy irery
Revin-gadra ihany ny ahy fa ianao kosa aloha dia kanto ôôh! ô!
Hampidiro ny akanjo f'ianao efa misy miantso.

Madiditra fiakanjo, toa tsara fije.ry! ih!!
Efa namboariko ny foko hoe ianao tsy an'ahy irery
Revin-gadra ihany ny ahy fa ianao kosa aloha dia kanto ôôh! ô!, oh yeah!!
Hampidiro hoy aho ny akanjo mba raiso izy f'efa miantso.

Ref:
Ranomasom-pifaliana ny ahy f'aza manahy
Ekeko hoe izaho tsy tompony fa mpindrana
Ianao tsy mandeha tokana f'efa misy an'azy
Marary e!

Ranomasom-pifaliana ny ahy f'aza manahy
Ekeko hoe izaho tsy tompony fa mpindrana
Ianao tsy mandeha tokana f'efa misy an'azy
Aleo fa ihafiako.

*Ôh zaz'igny e!!
Aza atao anio 'zaho ôôô!!
Kiala ratsiko iny e!!
Fa tafalatsaka loatra aminao.
(X2)

....

Tsy anjara ny amin-tsika ef'hita hatrany am-boaloh.o!, hmmm! hmm!!
Mba mila fanampiana rehafa tady hamoy fo.
Te hian-tsampy mafy any aho
F'ianao raozy efa misy tsilo ô! ôh! ô!
Raha jaly 'zany efa mahazatra
Ihafiako ihany na mandratra. Yeah!

Ref:
Ranomasom-pifaliana ny ahy f'aza manahy
Ekeko hoe izaho tsy tompony fa mpindrana
Ianao tsy mandeha tokana f'efa misy an'azy
Marary e!

Ranomasom-pifaliana ny ahy f'aza manahy
Ekeko hoe izaho tsy tompony fa mpindrana
Ianao tsy mandeha tokana f'efa misy an'azy
Aleo fa ihafiako.

*Ôh zaz'igny e!!
Aza atao anio 'zaho ôôô!!
Kiala ratsiko iny e!!
Fa tafalatsaka loatra aminao.
(X2)

Ôh zaz'igny e!!
Aza atao anio 'zaho ôôô!!
Kiala ratsiko iny e!!
Fa raparapa hoy aho ny foko aminao hm hm mmm!!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njara Marcel
Vangy : 1974
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 26/11/2023 23:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725