Ho mandrakizay

Lohateny Ho mandrakizay
Nampiditra hery
Tamin'ny 15/06/2024 12:21
Vangy : 368
(loharano: https://acousticgasy.com/2024/05/31/ho-mandrakizay-njara-marcel/)
Key: G (Capo: 4) 

Intro: Em7...D...| Am7...D/F#...

Verse 1
     G(add9)
Tsy hainao mihintsy
                  C(add9)
Ny halalin'ny fitiavako anao
             G(add9)
Raha ny hafaliana hifampizarantsika roa
                    C(add9)
Mahalatsaka ahy tanteraka e

Verse 2
   G(add9)                                    
Ianao ilay nampidoboka ny foko
              C(add9)
'Lay nampiova ahy
  Em7                    C
Ireo fotoana mamy nitondranao ahy
      Am7                        Dsus4..D..
Tao anaty tontolo, tsy haiko intsony e

     Chorus
                             G
     Fa tombokavatsy ato am-poko
                         C(add9)
     Sanatria raha ho soloiko
                 Em7
     Toa ireny anaty horonan-tsary
                C         D'  G 
     Fitiavana foana no hiafarany

                              G(6)
     Mba sanatria raha hiova loko
                               Am7
     Omeko olonkafa indray ny foko
                Em7
     F'ianao no andrin'ny fo
                 C         D    G
     Ho mandrakizay ny antsika roa

Verse 3
     G(add9)  
Eny maro ireo tsy mino
                    C(add9)
Ny fisian'izany fitiavana izany
              Em7
Fa ho asehontsika androany f'izaho sy ianao 
C      D/F#   G(6)
 No porofon'izany

Verse 4
               Em7    D/F# C  
Fitia mandrakizay ho sanatria ny hoe 
    D/F#          G(6)
Mandalo fotsiny ihany
             Em7           C  D/F#
Ka na sendra ady na koa tomany
               Em7                         D/F#
Tsy natao hampiova fa mbola hampitombo hatrany

Bridge
                       G
                       Em7
'Lay fitiavana tsy ho lany
                       C            C   D
Ilay fitiavana tsy ho lany, tsy ho lany

Chorus (Key: G)
            C         D    G  E
Ho mandrakizay ny antsika roa

Chorus: Key: A)
                        A
Fa tombokavatsy ato am-poko
                    D(add9) 
Sanatria raha ho soloiko
            F#m7
Toa ireny anaty horonan-tsary
           D         E   A 
Fitiavana foana no hiafarany

                         A
Mba sanatria raha hiova loko
                          F#m7
Omeko olonkafa indray ny foko
           D
F'ianao no andrin'ny fo
            E              A
Ho mandrakizay ny antsika roa

C(add9:  x32030
D(add9): x54230 D':   54xx3x
G(add9): 3x023x G(6): 320030 
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0166