Ho mandrakizay (Njara Marcel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hainao mihintsy
ny halalin'ny fitiavako tononkira.serasera.org anao
raha ny hafaliana hifampizarantsika roa
mahalatsaka ahy tanteraka e
ianao ilay nampidoboka ny foko
ilay nampiova ahy
ireo fotoana mamy nitondranao ahy
tao anaty tontolo, tsy haiko intsony e

ref:  Fa tombokavatsa ato ampoko
lfquyim sanatria raha ho soloiko
toa ireny anaty horonan-tsary
fitiavana foana no hiafarany
mba sanatria raha hiova loko
omeko olonkafa indray ny foko
f'ianao no andrin'ny fo
ho mandrakizay ny antsika roa

Eny maro ireo tsy mino
ny fisian'izany fitiavana izany
fa ho asehontsika androany f'izaho sy ianao no porofon'izany
fitia mandrakizay ho sanatria ny hoe mandalo fotsiny ihany
ka aknuqz na sendra ady na koa tomany
tsy natao hampiova pasgny fa mbola hampitombo hatrany
ilay fitiavana tsy ho lany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0165