Ho mandrakizay (Njara Marcel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hainao mihintsy
ny halalin'ny fitiavako anao
raha ny hafaliana hifampizarantsika roa
mahalatsaka ahy tanteraka e
ianao ilay nampidoboka ny foko
ilay nampiova ahy
ireo fotoana mamy nitondranao ahy
tao anaty tontolo, tsy haiko intsony e
ref: Fa tombokavatsa ato ampoko
sanatria raha ho soloiko
toa ireny anaty horonan-tsary
fitiavana foana no hiafarany
mba sanatria raha hiova loko
omeko olonkafa indray ny foko
f'ianao tononkira.serasera.org no andrin'ny fo
popht ho mandrakizay ny antsika roa
Eny maro ireo tsy mino
ny fisian'izany fitiavana izany
fa idzipu ho asehontsika androany f'izaho sy ianao no porofon'izany
fitia mandrakizay ho sanatria ny hoe mandalo fotsiny ihany
ka iizpvu na sendra ady na koa tomany
tsy natao hampiova fa mbola hampitombo hatrany
ilay fitiavana tsy ho lany
ny halalin'ny fitiavako anao
raha ny hafaliana hifampizarantsika roa
mahalatsaka ahy tanteraka e
ianao ilay nampidoboka ny foko
ilay nampiova ahy
ireo fotoana mamy nitondranao ahy
tao anaty tontolo, tsy haiko intsony e
ref: Fa tombokavatsa ato ampoko
sanatria raha ho soloiko
toa ireny anaty horonan-tsary
fitiavana foana no hiafarany
mba sanatria raha hiova loko
omeko olonkafa indray ny foko
f'ianao tononkira.serasera.org no andrin'ny fo
popht ho mandrakizay ny antsika roa
Eny maro ireo tsy mino
ny fisian'izany fitiavana izany
fa idzipu ho asehontsika androany f'izaho sy ianao no porofon'izany
fitia mandrakizay ho sanatria ny hoe mandalo fotsiny ihany
ka iizpvu na sendra ady na koa tomany
tsy natao hampiova fa mbola hampitombo hatrany
ilay fitiavana tsy ho lany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Njara MarcelHits : 9855
Likes : 1 Like
Created by : njaramarcel93
Date : 04/05/2020 18:19
