Ravoromanidina (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoromanidina ireny e
Raha mba manana elatra aho
Dia tononkira.serasera.org mikopakopaka toy izany
Ambony mijery ambany
Tsy mamafy anefa dia mijinja
Mahita ny ho hanina rehefa noana
Rehefa djqpsd leon’ny eto dia mifindra
Dia toy izany foana isan-taona
Tsy manjaitra anefa tsara akanjo
Mianjaika mihoatra gqundqz ireo mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny ny lambo
Fa trano feno fotaka ny lapa zqwkx
Raha mba manana elatra aho
Dia tononkira.serasera.org mikopakopaka toy izany
Ambony mijery ambany
Tsy mamafy anefa dia mijinja
Mahita ny ho hanina rehefa noana
Rehefa djqpsd leon’ny eto dia mifindra
Dia toy izany foana isan-taona
Tsy manjaitra anefa tsara akanjo
Mianjaika mihoatra gqundqz ireo mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny ny lambo
Fa trano feno fotaka ny lapa zqwkx
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 9162
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 14/08/2007 19:30
