Manimanina (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manimanina ny tiako aho izany
lasalasa ny vinany.
Manimanina ny tiako aho izany
ka ulhkn ny maso no tomany.
Dia miverinaato an-tsaiko,
azo sary miharihary,
ireo toerana nolalaiko,
nisangiana, nitosiana.
Nony cdenv tonga izao ny ora fisarahana
dia tsaroana ery ny lasa niarahana,
na ny tsiky na ny ady nifanaovana
zary ravaky ny mxce lalana nilaozana.
’Ndreo fa hitako ny sandry nifamihina, tononkira.serasera.org
’njay fa reko koa ny teny nobitsihina
sy ny feonao ny mikiaka ny anarako,
nampirehitra avy hatrany ny hasambarako.
lasalasa ny vinany.
Manimanina ny tiako aho izany
ka ulhkn ny maso no tomany.
Dia miverinaato an-tsaiko,
azo sary miharihary,
ireo toerana nolalaiko,
nisangiana, nitosiana.
Nony cdenv tonga izao ny ora fisarahana
dia tsaroana ery ny lasa niarahana,
na ny tsiky na ny ady nifanaovana
zary ravaky ny mxce lalana nilaozana.
’Ndreo fa hitako ny sandry nifamihina, tononkira.serasera.org
’njay fa reko koa ny teny nobitsihina
sy ny feonao ny mikiaka ny anarako,
nampirehitra avy hatrany ny hasambarako.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 11367
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/02/2002 01:07
