Manimanina (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manimanina ny tiako aho izany
lasalasa ny vinany.
Manimanina ny tiako aho izany
ka ny maso no tomany.
Dia miverinaato an-tsaiko,
azo sary tononkira.serasera.org miharihary,
ireo toerana nolalaiko,
nisangiana, nitosiana.
Nony tonga izao ny ora fisarahana vgjnyo
dia tsaroana ery ny lasa niarahana,
na ny tsiky na ny gjxcasj ady nifanaovana
zary ravaky ny lalana nilaozana.
’Ndreo fa hitako ny sandry nifamihina,
’njay fa reko koa ny teny nobitsihina
sy ny feonao ny mikiaka ny anarako,
nampirehitra avy hatrany ny kvrllb hasambarako.
lasalasa ny vinany.
Manimanina ny tiako aho izany
ka ny maso no tomany.
Dia miverinaato an-tsaiko,
azo sary tononkira.serasera.org miharihary,
ireo toerana nolalaiko,
nisangiana, nitosiana.
Nony tonga izao ny ora fisarahana vgjnyo
dia tsaroana ery ny lasa niarahana,
na ny tsiky na ny gjxcasj ady nifanaovana
zary ravaky ny lalana nilaozana.
’Ndreo fa hitako ny sandry nifamihina,
’njay fa reko koa ny teny nobitsihina
sy ny feonao ny mikiaka ny anarako,
nampirehitra avy hatrany ny kvrllb hasambarako.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Henri RatsimbazafyVisites : 11549
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 22/02/2002 01:07
