Manimanina (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manimanina ny tiako aho izany
lasalasa ny vinany.
Manimanina ny tiako aho izany
ka ny maso no tomany.

Dia miverinaato an-tsaiko,
azo sary miharihary,
ireo toerana nolalaiko,
nisangiana, nitosiana.

Nony tonga izao ny ora fisarahana
dia tsaroana ery ny lwvbkk lasa niarahana,
na ny tsiky na ny ady nifanaovana
zary ravaky ny wrikufyq lalana nilaozana.

’Ndreo fa hitako ny sandry nifamihina,
’njay fa reko cuued tononkira.serasera.org koa ny teny nobitsihina
sy ny feonao ny mikiaka ny anarako,
nampirehitra avy hatrany ny hasambarako.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0188