Ampidiro aloha ny tenimiafina
Manimanina (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manimanina ny tiako aho izany
lasalasa ny vinany.
Manimanina ny tiako aho izany
ka ny maso rhoodsa no tomany.
Dia miverinaato an-tsaiko,
azo sary tononkira.serasera.org miharihary,
ireo toerana nolalaiko,
nisangiana, nitosiana.
Nony tonga izao hphx ny ora fisarahana
dia tsaroana ery ny lasa niarahana,
na ny tsiky na ny ady nifanaovana
zary ravaky ny lalana nilaozana.
’Ndreo fa hitako ny sandry nifamihina,
’njay fa reko koa ny teny nobitsihina
sy ny feonao ny mikiaka ny anarako,
nampirehitra avy hatrany dntskfd ny hasambarako.
lasalasa ny vinany.
Manimanina ny tiako aho izany
ka ny maso rhoodsa no tomany.
Dia miverinaato an-tsaiko,
azo sary tononkira.serasera.org miharihary,
ireo toerana nolalaiko,
nisangiana, nitosiana.
Nony tonga izao hphx ny ora fisarahana
dia tsaroana ery ny lasa niarahana,
na ny tsiky na ny ady nifanaovana
zary ravaky ny lalana nilaozana.
’Ndreo fa hitako ny sandry nifamihina,
’njay fa reko koa ny teny nobitsihina
sy ny feonao ny mikiaka ny anarako,
nampirehitra avy hatrany dntskfd ny hasambarako.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 11415
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/02/2002 01:07
