Adinoy aho (Fanjandranomasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Adinoy aho ka afoizo indrindra hono
Aza hitsahinao izany lambako
Adinoy aho fa efa nifindra hono
Efa miandry lay havako
Aoka ho faty zany afom-pitia
Tsy bmiff hisy intsony ary tsy hifoha
Leo tononkira.serasera.org aho miady eo an-tokonanao
Tsy rgevwrz himpody intsony ireny taloha
Adinoy aho eblnu ka afoizo indrindra hono
Aleveno ho foana ny tantarako
Adinoy aho fa efa nifindra hono
Koseho ao anaty ny anarako
Aza hitsahinao izany lambako
Adinoy aho fa efa nifindra hono
Efa miandry lay havako
Aoka ho faty zany afom-pitia
Tsy bmiff hisy intsony ary tsy hifoha
Leo tononkira.serasera.org aho miady eo an-tokonanao
Tsy rgevwrz himpody intsony ireny taloha
Adinoy aho eblnu ka afoizo indrindra hono
Aleveno ho foana ny tantarako
Adinoy aho fa efa nifindra hono
Koseho ao anaty ny anarako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FanjandranomasinaVangy : 2770
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/02/2015 22:55
