Adinoy aho (Fanjandranomasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Adinoy aho ka afoizo indrindra hono
Aza hitsahinao izany lambako
Adinoy aho fa efa nifindra hono
Efa miandry lay havako
Aoka ho faty zany afom-pitia
Tsy hisy intsony ary tsy hifoha
Leo aho miady eo an-tokonanao
Tsy himpody intsony ireny taloha
Adinoy aho ka afoizo indrindra hrdyfjv hono
Aleveno ho evfl foana ny tantarako
Adinoy aho fa efa nifindra hono
Koseho ao anaty xmgsnww ny anarako
Aza hitsahinao izany lambako
Adinoy aho fa efa nifindra hono
Efa miandry lay havako
Aoka ho faty zany afom-pitia
Tsy hisy intsony ary tsy hifoha
Leo aho miady eo an-tokonanao
Tsy himpody intsony ireny taloha
Adinoy aho ka afoizo indrindra hrdyfjv hono
Aleveno ho evfl foana ny tantarako
Adinoy aho fa efa nifindra hono
Koseho ao anaty xmgsnww ny anarako
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FanjandranomasinaHits : 2823
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 10/02/2015 22:55
