Ampidiro aloha ny tenimiafina
Adinoy aho (Fanjandranomasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Adinoy mqhrfw aho ka afoizo indrindra hono
Aza hitsahinao izany lambako
Adinoy aho fa efa nifindra hono
Efa miandry lay havako
Aoka ho faty zany afom-pitia
Tsy hisy intsony ary tsy hifoha
Leo aho tononkira.serasera.org miady eo an-tokonanao
Tsy himpody intsony ireny svmb taloha
Adinoy aho ka afoizo indrindra hono
Aleveno tyzgms ho foana ny tantarako
Adinoy aho fa efa nifindra hono
Koseho ao anaty ny anarako
Aza hitsahinao izany lambako
Adinoy aho fa efa nifindra hono
Efa miandry lay havako
Aoka ho faty zany afom-pitia
Tsy hisy intsony ary tsy hifoha
Leo aho tononkira.serasera.org miady eo an-tokonanao
Tsy himpody intsony ireny svmb taloha
Adinoy aho ka afoizo indrindra hono
Aleveno tyzgms ho foana ny tantarako
Adinoy aho fa efa nifindra hono
Koseho ao anaty ny anarako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FanjandranomasinaVangy : 2682
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/02/2015 22:55
