Fiderana (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino aho
fa eto ianao
ry Tompo Mpanjaka
miaraka aminay
zanakao ry ray
midera tononkira.serasera.org ny anaranao
indro atolotray
vetson’ny fanahy
ywkjgvq avy ao am-po tokoa
zrefxmmc fanandratanay ny Andriamanitray
raiso ny vavako
raiso ny saotrako
lanao nilaza hoe:
ianao dbsu nanafatra re
izay mifona sy mibebaka e
dia ho raisinao fa tsy mba mandà ianao
fa eto ianao
ry Tompo Mpanjaka
miaraka aminay
zanakao ry ray
midera tononkira.serasera.org ny anaranao
indro atolotray
vetson’ny fanahy
ywkjgvq avy ao am-po tokoa
zrefxmmc fanandratanay ny Andriamanitray
raiso ny vavako
raiso ny saotrako
lanao nilaza hoe:
ianao dbsu nanafatra re
izay mifona sy mibebaka e
dia ho raisinao fa tsy mba mandà ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TselatraVangy : 15272
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : dinakely
Daty : 08/02/2006 12:33
