Hitory (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitory ny Teninao (eran-tany izao)Ireto tanoranao Ray ô! (eran-tany izao)
Amin'izao tontolo izao
Hanazava izay mbola maizina
Eran-tany izao (2x)
Raha andeha izahay
Hanambara sy hitory
Ny Teninao amin'izao tontolo izao
Ny Teninao Jehovah ô! (no jironay)
Ho entinay mba hanazava (ny filazan-tsara)
Amin'izao rehetra izao
Ho an'ny olombelona ety an-tany
Adidy ho antsika
Hitory ny Teninao (eran-tany izao)
Ireto tanoranao Ray ô! (eran-tany izao)
Amin'izao tontolo izao
Hanazava izay mbola maizina
Eran-tany izao
Hanazava izay mbola maizina
Eran-tany izao
Hitory
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.02
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara MahajangaVangy : 52
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 08:05
