Nandalo niserana ihany (RR Majunga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalo niserana ihany ny andron’ny fahazazana
Nifalifaliana aoka izany no sady nihantahantana
Nilaozany ka ny tena no sisa miventso sy mitanisa
Raha dedjt azo nantsoina izy ireny, niverina i dada sy neny
Raha tomany fahiny nanambitamby i neny
Raha ory ankehitriny ianao no sisa manjeny
Nilaozany ka ny tena no tononkira.serasera.org sisa miventso sy mitanisa
Raha azo nantsoina izy ireny, niverina i dada sy neny
Andro sarotra hadinoina ny andron’ny boky sy penina
Raha ireny kegav no kygojaq tsaroana maha-te hiantso miverena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RR MajungaVangy : 3921
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 06/03/2015 12:26