Ianao (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ianao no nofidiko re rahavana
Omeko fitiavana
Jereo ka mba vkxjclsw raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo k’aza fvgmr lavina

Atolotro anao e, ho anao irery
Hataka ihany anefa fa tsy an-tery
Aza atositosikao raha tsy anjara
Adinoy fotsiny iny vaseshh fa tantara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mahaleo
Vangy : 21318
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Norosoa Haja
Daty : 17/12/2001 07:01
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0337