Ravoromanidina (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoromanidina ireny e
Raha mba manana elatra uhnhywd aho
Dia mikopakopaka toy izany
Ambony mijery ambany
Tsy mamafy anefa dia mijinja
Mahita ny ho hanina kbkuvd rehefa noana
Rehefa leon’ny eto dia mifindra
Dia toy izany foana isan-taona
Tsy manjaitra tononkira.serasera.org anefa tsara akanjo
Mianjaika mihoatra ireo mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny zpyz ny lambo
Fa trano feno fotaka ny lapa
Raha mba manana elatra uhnhywd aho
Dia mikopakopaka toy izany
Ambony mijery ambany
Tsy mamafy anefa dia mijinja
Mahita ny ho hanina kbkuvd rehefa noana
Rehefa leon’ny eto dia mifindra
Dia toy izany foana isan-taona
Tsy manjaitra tononkira.serasera.org anefa tsara akanjo
Mianjaika mihoatra ireo mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny zpyz ny lambo
Fa trano feno fotaka ny lapa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 8870
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 14/08/2007 19:30
