VELOMA (Levelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaraka vetivety, zahay nefa manantena
Fa tsy maintsy mbola hihaona any aoriana
Samia velona aina hifanatritava
Ny lalao mbola ho ela, ny rjstgjh diavolan-ko lava
Veloma madinidinika ianareo
Masina ka samy tsara
Hasampiko miankavia re ny lamba
Ny tongotra hamikavika
Fa lalàna tsy tononkira.serasera.org efa mora ny anay
No any ambadika lavitra any
Satry ny hijanona eto ô! Hihira sy hikalokalo mwlo
Kanefa sao miandry ny any an-tanàna
Ny lalao mbola ho ela, ny diavolan-ko lava
Veloma madinidinika ianareo
Masina ka samy dsfuy tsara
LEVELO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LeveloVangy : 15103
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andriamady Doris
Daty : 16/07/2003 09:07