Razazavavy (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga sahady
ny lohataona
Vadin’i razazavy
Tsy mety tonga foana

Omaly Alahady
Andro fiangonana
Vavak’i razazavavy
Manao hoe miverena

Nisy ermehdyi nandalo tao an-tanàna
Nilaza an’i razavavy
Maty ny vadiny

Matin’ny fiara, fiarakodia
Tany Talatamaty
Ilay vadiny

Hatramizay, lasa tononkira.serasera.org fadin’ny
Taranaka, dwdfik taranak’i Razazavavy
Ny mandeha tysy fiarakodia (2)

Avelao ho tonga
Ny lohataona
Vadin’i Razazavavy
Tsy mety tonga foana (2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0226