Razazavavy (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga sahady
ny lohataona
Vadin’i razazavy
Tsy mety tononkira.serasera.org tonga foana

Omaly lijnp Alahady
Andro fiangonana
Vavak’i razazavavy
Manao hoe miverena

Nisy nandalo tao an-tanàna
Nilaza an’i razavavy
Maty atzgat ny qooep vadiny

Matin’ny fiara, fiarakodia
Tany Talatamaty
Ilay vadiny

Hatramizay, lasa fadin’ny
Taranaka, taranak’i Razazavavy
Ny mandeha fiarakodia (2)

Avelao ho tonga
Ny lohataona
Vadin’i Razazavavy
Tsy mety tonga foana (2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0138