Razazavavy (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga sahady
ny lohataona
Vadin’i razazavy
Tsy mety uynkpkol tonga foana

Omaly Alahady
Andro fiangonana
Vavak’i razazavavy
Manao hoe miverena

Nisy nandalo tao an-tanàna
Nilaza an’i razavavy
Maty sgjtavl ny vadiny

Matin’ny fiara, fiarakodia
Tany Talatamaty
Ilay vadiny

Hatramizay, lasa fadin’ny
Taranaka, ijhrvxwm taranak’i tononkira.serasera.org Razazavavy
Ny mandeha fiarakodia (2)

Avelao ho tonga
Ny lohataona
Vadin’i Razazavavy
Tsy mety tonga foana (2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0155