Taraiky (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila ravim-boafotsy aho ...
Ampindramo bodofotsy aho ...
Tsy lrefeo azon-kafanana ...
Tena mila an’i madama ...
Hoatroatry ny manavinavy
Mila ataonao massage aho
Omeo fampatoriana aho
Dia andefaso hirahira aho
Fa taraiky aho, mahatsiaro mangingina aho aty eh !
Lasam-borona, miventsoventso ny anaran-dry oh !
Mba tanteraka avokoa ny natao, nefa tsisy varany an !!!
Ny ato an-tsaiko hoe raha tcqvcei teto angamba ianao
Zay vao ho hasambarana ...
Aza atonina mihitsy aho
Fa mihetsika krizy aho
Mila zava-mahery tononkira.serasera.org aho
Te-hi kafoum irery aho
Omeo saribakoly aho
Mila alana dljjgxn devoly aho
Mila hanim-pito loha aho
Jerevo tiktakdou aho eh!
Tonony sy feony: Samoela RASOLOFONIAINA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SamoelaVangy : 31453
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 07/03/2015 00:24