Matro be (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Adalan’ny tena ianao Ramatro ka tpjcrgne tafian-damba
Ary ny basy atifi-kavana no tononkira.serasera.org arangaranga
Fa efa dila sy efa tsy any intsony ianao
Ka ny toaka sy rongony re mba hajanony
Aleo hilamina amin’izay Ramatro, sao hanenina
Fa ny vavan’ny vahoaka anie ka tsy azo afenina
Aiza ka isan’andro izao ianao no mitolona
Efa leo anao enie ny fokonolona
Ny bikanao anie Ramatro
Raha misy kely tena fako
Ny vatana manifinify
Ny hoditra dia tocmy mena fify
Efa feno loadoaka
Efa tsy hita intsony ibzfsgdp ny trôtrôka
Raha izao no mitohy, dia ho avy izahay ihirahira hoe :
ôh! Mandrosoa ry mpanaraton’i Jesoa.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SamoelaVangy : 5839
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 01/11/2001 23:11