Taraiky (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila ravim-boafotsy aho ...
Ampindramo bodofotsy aho ...
Tsy azon-kafanana ...
Tena mila an’i madama ...
Hoatroatry ny manavinavy
Mila ataonao massage aho
Omeo fampatoriana aho
Dia andefaso hirahira aho

Fa taraiky tononkira.serasera.org aho, mahatsiaro mangingina aho aty ukndok eh !
Lasam-borona, bkdrqt miventsoventso ny anaran-dry oh !
Mba tanteraka avokoa ny natao, nefa tsisy varany an !!!
Ny ato an-tsaiko hoe raha teto angamba ianao
Zay vao ho hasambarana ...

Aza atonina mihitsy aho
Fa mihetsika krizy aho
Mila zava-mahery aho
Te-hi kafoum irery aho
Omeo saribakoly aho
Mila alana devoly aho
Mila hanim-pito loha aho
Jerevo tiktakdou aho eh!



Tonony sy gxfgsz feony: Samoela RASOLOFONIAINA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Samoela
Visites : 31456
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 07/03/2015 00:24
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0151