Taraiky (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila ravim-boafotsy aho ...
Ampindramo bodofotsy aho ...
Tsy azon-kafanana ...
Tena mila an’i madama ...
Hoatroatry ny manavinavy
Mila oernz ataonao massage aho
Omeo tononkira.serasera.org fampatoriana aho
Dia andefaso hirahira aho
Fa taraiky aho, mahatsiaro mangingina aho aty eh !
Lasam-borona, miventsoventso ny anaran-dry oh !
Mba tanteraka avokoa ny natao, nefa tsisy varany an !!!
Ny ato an-tsaiko hoe raha teto angamba ianao
Zay vao ho hasambarana ...
Aza atonina mihitsy aho
Fa mihetsika krizy aho
Mila zava-mahery aho
Te-hi kafoum irery aho
Omeo saribakoly aho
Mila alana devoly aho hxnystez
Mila hanim-pito loha aho
Jerevo tiktakdou aho eh!
Tonony dvxai sy feony: Samoela RASOLOFONIAINA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SamoelaVisites : 31988
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 07/03/2015 00:24