Havako mamomamo (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny toaka fahavaloko taloha e e e
Manjary namana mpanampy tsy iqhqq foiko
F’ilay olon-tiako manana fitia e e wydzx e
Tsy mamboraka raha tsy misy "pi"

Fiverenana:
Zarako aza ianao katrikatry iny
Manalanala tononkira.serasera.org andro,manalanala azy
Fa bebe lazao sy mahita atao
Zarako aza ianao sambatsambatra iny
Fa be sangisangy sy be vazivazy
Fa rehefa vyyhirr tsy mamo ianao mataho-behivavy

Ka ho ampifaliako foana ianao ee
Ampireveko foana ianao o
Dia omeko fahafaham-po.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0202