Taraiky (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ngore Mila ravim-boafotsy aho ...
Ampindramo bodofotsy aho ...
Tsy azon-kafanana ...
Tena tononkira.serasera.org mila an’i madama ...
Hoatroatry ny manavinavy
Mila ataonao massage aho
Omeo fampatoriana aho
Dia syxsv andefaso hirahira aho

Fa taraiky aho, mahatsiaro mangingina aho aty eh !
Lasam-borona, miventsoventso ny anaran-dry oh !
Mba tanteraka avokoa ny natao, mtxir nefa tsisy varany an !!!
Ny ato an-tsaiko hoe raha teto angamba ianao
Zay vao ho hasambarana ...

Aza atonina mihitsy aho
Fa mihetsika krizy aho
Mila zava-mahery aho
Te-hi kafoum irery aho
Omeo saribakoly aho
Mila alana devoly aho
Mila hanim-pito loha aho
Jerevo tiktakdou aho eh!



Tonony sy feony: Samoela RASOLOFONIAINA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Samoela
Hits : 31989
Likes : 2 Like
Created by : ikalamako
Date : 07/03/2015 00:24
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012