Ho eo akaikinao (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola hisy foana
Kintana eny nncpsmt an-danitra eny
Ny voronkely koa hihira an-dohataona
hatrany hatrany
Sy ireo voninkazo ambony hivelatra ombieny
Dia izaho koa tononkira.serasera.org ho tia anao
Mihoatra ireny voary ireny
Fa raha tany koa ny tany
Akaiky ianao na howuu lavitra any
Tsarovy foana fa ny foko tena tia
Dia akaikinao
Ka na ho ebyyg ritra aza ny ranon’ny tendrombohitra
Ho foana ny voary koa ho moana
Ny fitiavako no hanoloana
Kintana eny nncpsmt an-danitra eny
Ny voronkely koa hihira an-dohataona
hatrany hatrany
Sy ireo voninkazo ambony hivelatra ombieny
Dia izaho koa tononkira.serasera.org ho tia anao
Mihoatra ireny voary ireny
Fa raha tany koa ny tany
Akaiky ianao na howuu lavitra any
Tsarovy foana fa ny foko tena tia
Dia akaikinao
Ka na ho ebyyg ritra aza ny ranon’ny tendrombohitra
Ho foana ny voary koa ho moana
Ny fitiavako no hanoloana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 5790
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy
Daty : 13/06/2002 23:43
