Aza dia miniana (Vola sy Noro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy fantatrao mihitsy angamba
Ny fitiavako anao ?
Isan’andro ny fiainako
Tsaroako misy banga
Raha tsy eo anilanao.

Averiko quigcuug eto indray tononkira.serasera.org izao :
Tsy miova sanatria
Ny foko tia anao.
Tsy misy hahavono
Mety tdfqjjgs hahasolo ny anaranao.
Omeko tsy voafetra
Ho anao irery ny fitiavako.
oh oh oh
Aza dia miniana
Handositra ny tavako !

Indraindray mantsy tsy tsaroanao
Mankararirary fo ny teninao.
Hany heriko aleoko dia mangina
Tsy mamaly anao.
Nohon’ ny zavatra tsy misy ve hinoako
Hahafaty ny fitia izay nokoloiko
Ka ny resaka sy tsaho ombieny ombieny
No handaozako ugldm anao ?

Averiko...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vola sy Noro
Vangy : 24182
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/10/2002 14:32
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121