Fiderana (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiderana
Mihobia ny Tomponao, mifalia ho azy
Ilay Andriamanitra tompoin’ny maro
Namonjy wtkasfrf anao Izy , nanala anao tamin’ny tanan’ny fahavalonao
Asandrato ny feonao, ianao dia aoka ,omeo voninahitra
Jehovah Ray
Nanala ny entanao tsy adwl zakanao mavesatra
(Misaora Azy)
Fa fitiavana no nanavotany (anao)
Ilay Zanaka nirahiny mba (ho anao)
Nisolo voina hanala ireo izay (otanao)
Oh ,oh oh
Mihainoa ry olony ,miankohofa
Manaraha ny tononkira.serasera.org didin’nIlay Ray Tsitoha
(Misaora Azy) ........
Dia mandehana ami’zay ary
Amin’ny futbx lalana ianao
Avalony any ;esory tany ireo fiavona’ny fo
Nanala ny entanao tsy zakanao ,navesatra
(Misaora Azy)...2**
Mihobia ny Tomponao ,mifalia ho Azy
Ilay ANDRIAMANITRA ..
Mage 4 (2004)
Album: Lavitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mage 4Visites : 12247
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hasimbola
Date : 15/10/2004 14:08