Fiderana (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiderana
Mihobia ny Tomponao, mifalia ho azy
Ilay Andriamanitra tompoin’ny tononkira.serasera.org maro
Namonjy anao Izy , jock nanala anao tamin’ny  tanan’ny fahavalonao
Asandrato ny feonao,  ianao dia aoka ,omeo voninahitra
Jehovah Ray
Nanala ny entanao tsy zakanao mavesatra

(Misaora Azy)
Fa fitiavana no nanavotany (anao)
Ilay Zanaka nirahiny mba (ho anao)
Nisolo voina hanala ireo izay (otanao)
Oh ,oh oh

Mihainoa ry olony ,miankohofa
Manaraha ny didin’nIlay Ray Tsitoha
  (Misaora Azy) ........
Dia  mandehana ami’zay ary
Amin’ny lalana ianao
Avalony any ;esory tany ireo fiavona’ny fo
Nanala ny entanao tsy yrahlkr zakanao ,navesatra

(Misaora Azy)...2**
Mihobia ny Tomponao ,mifalia ho Azy
Ilay ANDRIAMANITRA ..

Mage psuv 4 (2004)
Album: Lavitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mage 4
Vangy : 12022
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hasimbola
Daty : 15/10/2004 14:08
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118