Ianao no Tompoko (Tianasoa Razafindrabary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no Tompoko Jeso
hanao zay sitrakao aho
Fa babonao ny tononkira.serasera.org amiko rryxqqf rehetra
Babonao tanteraka aho
Ka ny fo fanahy
Aondrika aminao sziwury mandrakizay
Fa tiako Ianao
Mamiko Ianao Tompo tsanda o
Tsy mba hanan-tahotra aho
Eo aminao
'Lay heriko fiarovako
Amin'ny fiainako
Fa fiadanana
No omenao ahy Tompo ô !
Ka tsy hangina aho
Hisaotra Anao
hanao zay sitrakao aho
Fa babonao ny tononkira.serasera.org amiko rryxqqf rehetra
Babonao tanteraka aho
Ka ny fo fanahy
Aondrika aminao sziwury mandrakizay
Fa tiako Ianao
Mamiko Ianao Tompo tsanda o
Tsy mba hanan-tahotra aho
Eo aminao
'Lay heriko fiarovako
Amin'ny fiainako
Fa fiadanana
No omenao ahy Tompo ô !
Ka tsy hangina aho
Hisaotra Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tianasoa RazafindrabaryVangy : 1262
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 12/01/2022 01:05
