Fitiavana vrai be (Jobily Weber)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza n’ aiza no alehanao
tsarovy fa izaho, tsy manadino anao
na dia teo aza cxbh ireo ady natao
ny foko hitahiry ireo tsara vitanao
Mbola ho lava edgnna ny lalantsika izany
fiainana maro mbola hodiavina
aza omena tsiny izaho fa voatery handao anao
tsy izaho, tsy ianao no pytvy nahatonga izao
Fitiavana vrai be, nivadiko anao
ambarako an’ise fa izaho tsy tononkira.serasera.org handao
hitady asa monja nandehanako alavitrany
tsy drague joba na hirevy vinany
fitiavana vrai be, nivadiko anao
ambarako an’ise fa izaho tsy handao
hitady asa monja nandehanako alavitrany
tsy hi-drague, na hijery, na hitady vazaha
tsy drague, na hijery, na hitady zana- bazaha
Mbola ho lava ny lalantsika izany...............

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jobily WeberVangy : 3739
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 01/01/2006 23:15