Fitiavana vrai be (Jobily Weber)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza n’ aiza no alehanao
tsarovy arpaoypu fa izaho, tsy manadino anao
na dia teo aza ireo ady natao
ny foko hitahiry ireo tsara vitanao

Mbola ho lava ny lalantsika izany
fiainana maro mbola hodiavina
aza omena tsiny izaho wanxu fa voatery handao anao
tsy izaho, tsy ianao no nahatonga izao

Fitiavana vrai be, nivadiko anao
ambarako an’ise fa izaho tsy handao
hitady asa monja nandehanako alavitrany
tsy drague joba na hirevy vinany

fitiavana vrai be, nivadiko anao
ambarako an’ise fa izaho tsy handao
hitady asa monja nandehanako alavitrany
tsy hi-drague, wtybg na hijery, na hitady vazaha
tsy drague, na hijery, na tononkira.serasera.org hitady zana- bazaha

Mbola ho lava ny lalantsika izany...............

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jobily Weber
Visites : 3728
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 01/01/2006 23:15
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0168