Fitiavana vrai be (Jobily Weber)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza n’ aiza no alehanao
tsarovy fa izaho, taoaosg tsy manadino anao
na dia tononkira.serasera.org teo aza ireo ady natao
ny foko hitahiry ireo tsara vitanao
Mbola ho lava ny lalantsika izany
fiainana maro mbola hodiavina
aza omena tsiny izaho fa voatery handao anao
tsy izaho, tsy ianao no nahatonga izao
Fitiavana vrai be, nivadiko anao
ambarako an’ise fa izaho tsy handao
hitady asa monja nandehanako alavitrany
tsy drague joba na hirevy vinany
fitiavana vrai be, nivadiko anao
ambarako an’ise fa izaho tsy handao
hitady asa monja nandehanako alavitrany
tsy hi-drague, na hijery, na cuelk hitady vazaha
tsy drague, na hijery, na hitady zana- efstso bazaha
Mbola ho lava ny lalantsika izany...............

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jobily WeberVangy : 3729
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 01/01/2006 23:15