Aza dia miniana (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy fantatrao mihitsy angamba
Ny fitiavako anao tononkira.serasera.org ?
Isan’andro ny fiainako
Tsaroako misy banga
Raha tsy eo anilanao.
Averiko eto indray jvvir izao :
Tsy miova sanatria
Ny foko tia anao.
Tsy misy hahavono
Mety hahasolo ny anaranao.
Omeko tsy voafetra
Ho anao irery ny fitiavako.
oh ntkba oh oh
Aza dia miniana
Handositra ny tavako !
Indraindray mantsy tsy tsaroanao
Mankararirary fo ny teninao.
Hany heriko aleoko dia mangina
Tsy mamaly anao.
Nohon’ ny zavatra tsy misy thbxl ve hinoako
Hahafaty ny fitia izay nokoloiko
Ka ny resaka sy tsaho ombieny ombieny
No handaozako anao ?
Averiko...
Ny fitiavako anao tononkira.serasera.org ?
Isan’andro ny fiainako
Tsaroako misy banga
Raha tsy eo anilanao.
Averiko eto indray jvvir izao :
Tsy miova sanatria
Ny foko tia anao.
Tsy misy hahavono
Mety hahasolo ny anaranao.
Omeko tsy voafetra
Ho anao irery ny fitiavako.
oh ntkba oh oh
Aza dia miniana
Handositra ny tavako !
Indraindray mantsy tsy tsaroanao
Mankararirary fo ny teninao.
Hany heriko aleoko dia mangina
Tsy mamaly anao.
Nohon’ ny zavatra tsy misy thbxl ve hinoako
Hahafaty ny fitia izay nokoloiko
Ka ny resaka sy tsaho ombieny ombieny
No handaozako anao ?
Averiko...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vola sy NoroVangy : 24664
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/10/2002 14:32
