Mozika no tiany (Olombelo Ricky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
peicjp Mozika foana no fiainantsika
Mozika foana no iainantsika
Mozika foana no fiainantsika

Ny fonao eoquad aza hidiana
Aza mbola hidiana
Hofenoinay fifaliana, handihizanao
Mandroso ianao midira
Homenay hirahira
Na any an-tsaha na am-pandriana

Izay tiana fifaliana
Izay tsy mba mamilafila
Fitia tsy mitanila
Omeko tsy vidiana
Mandroso ianao midira
Dia miara-mihirahira
Na any an-tsaha na am-pandriana

Mozika foana no fiainantsika
Mozika foana no fiainantsika
Mozika foana no fiainantsika

Ny tianao ho'aho ny tiana
Raha tena tiana ho'aho no tiana
Hizarana hafaliana
Hitondra tononkira.serasera.org fitoniana
Dia izy no itokiana
Antsoina foana, hotadidiana
Indrindra rehefa mangingina

Mozika ho'aho no tiana
Mozika ihany ho an'ny tiana
Fihavanana tsy ariana
Ny fony koa.tsy mitanila
Na samihafa fitafiana
Ny tsikinao tsy fozhqw hay vidiana
Fa hirahiram-pifaliana

Mozika no nanambatra antsika
Hamafa sento, hipitrapitra
Maizamaizina lasa baliaka
Miantsoantso foana isa-minitra
Masoandro mody tsy tsaroantsika
Ny veloma toa tsy mety vita
Mozika hirahira mitriatra
Mampamangy sy ireo vazo miampy

Mozika ho'aho no tiany
Mozika fifaliana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0566