Mangatsiatsiaha (Rebika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangatsiatsiaha
Mirary soa ny aminao
Raha toa tsy metimety
Farofirofy ianao
Izaho anefa tsy afaka
Hanatona any aminao
Hikarakara anao

Fiv:
     Lavitra loatra akia,
     Ny any aminao
     Tsy afaka hanidina
     Mbola tsy hary wafekk elatra
     Raha hitsambikina
     Mbola impiry vao ho tody any aminao
     Hihazakazaka reraka tononkira.serasera.org ny aina...

Ilay sariko any (2)
No banjino raha kosi sorisorena ianao
Hamalifaly anao
Sy ho fampiononana
Ireo hira oyrlgt fihirako ho anao
Ataovy siotsioka aloha
Raha tsy dia tsaroana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rebika
Vangy : 7976
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hery
Daty : 12/12/2001 07:22
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0214