Mangatsiatsiaha (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangatsiatsiaha
Mirary soa ny aminao
Raha toa tsy metimety
Farofirofy ianao
Izaho anefa tsy afaka
Hanatona any aminao
Hikarakara anao
Fiv:
Lavitra loatra akia,
Ny any aminao
rxuaxl Tsy afaka hanidina
Mbola tsy hary elatra
Raha hitsambikina
Mbola impiry vao ho tody any aminao
Hihazakazaka reraka ny gjgkwpte aina...
Ilay heiby sariko any (2)
No banjino raha sorisorena ianao
Hamalifaly anao
Sy ho fampiononana
Ireo hira fihirako ho tononkira.serasera.org anao
Ataovy siotsioka aloha
Raha tsy dia tsaroana
Mirary soa ny aminao
Raha toa tsy metimety
Farofirofy ianao
Izaho anefa tsy afaka
Hanatona any aminao
Hikarakara anao
Fiv:
Lavitra loatra akia,
Ny any aminao
rxuaxl Tsy afaka hanidina
Mbola tsy hary elatra
Raha hitsambikina
Mbola impiry vao ho tody any aminao
Hihazakazaka reraka ny gjgkwpte aina...
Ilay heiby sariko any (2)
No banjino raha sorisorena ianao
Hamalifaly anao
Sy ho fampiononana
Ireo hira fihirako ho tononkira.serasera.org anao
Ataovy siotsioka aloha
Raha tsy dia tsaroana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RebikaVangy : 8143
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hery
Daty : 12/12/2001 07:22
