Mangatsiatsiaha (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangatsiatsiaha
Mirary soa ny aminao
Raha toa tsy metimety
Farofirofy ianao
Izaho anefa tsy afaka
Hanatona any aminao
Hikarakara anao
Fiv:
Lavitra loatra akia,
Ny any aminao
tononkira.serasera.org Tsy afaka hanidina
Mbola tsy hary elatra
zcyksdbn Raha hitsambikina
Mbola impiry vao ho tody any vhun aminao
Hihazakazaka reraka ny aina...
Ilay sariko any (2)
No banjino raha sorisorena ianao
Hamalifaly anao
Sy ho fampiononana
Ireo hira fihirako ho ylfsavpr anao
Ataovy siotsioka aloha
Raha tsy dia tsaroana
Mirary soa ny aminao
Raha toa tsy metimety
Farofirofy ianao
Izaho anefa tsy afaka
Hanatona any aminao
Hikarakara anao
Fiv:
Lavitra loatra akia,
Ny any aminao
tononkira.serasera.org Tsy afaka hanidina
Mbola tsy hary elatra
zcyksdbn Raha hitsambikina
Mbola impiry vao ho tody any vhun aminao
Hihazakazaka reraka ny aina...
Ilay sariko any (2)
No banjino raha sorisorena ianao
Hamalifaly anao
Sy ho fampiononana
Ireo hira fihirako ho ylfsavpr anao
Ataovy siotsioka aloha
Raha tsy dia tsaroana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RebikaHits : 8038
Likes : 0 Like
Created by : Hery
Date : 12/12/2001 07:22
