Ianao no Tompoko (Tianasoa Razafindrabary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no Tompoko Jeso
hanao zay sitrakao aho
Fa babonao ny tononkira.serasera.org amiko rehetra
Babonao tanteraka aho
Ka ny fo fanahy
Aondrika aminao mandrakizay
Fa tiako Ianao
Mamiko Ianao Tompo o

Tsy mba hanan-tahotra aho
Eo aminao
'Lay nhtrr heriko fiarovako
Amin'ny fiainako
Fa fiadanana
No omenao xzfd ahy Tompo ô !
Ka tsy hangina aho
Hisaotra Anao uwew

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113