Andavanandro (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy arira na angano no ho tantaraiko anao izao hariva izao
Na diavolana koa aza ny andro ny andro
Tsy angola tantely teny mamy toy ny hoe arknydyi "tiako ianao"
Ka mitanisa ny lazo ny andavanandro rfbfl andavanandro
Raha vao mangiran-dratsy Ra-maraina vao maraina
Dia sahy mandeha miremby vola kely ody aina
Isan’andro izao mandadilady mitady
Izay kely azo atao izay ihany no azo atao
Arira sa angano no tantaraiko anao izao tankariva izao
Sady diavolana kokoa mantsy ny andro tononkira.serasera.org ny andro
Mampiangola tantely teny mamy toy ny hoe "tiako ianao"
Voaravaky ny tsikinao ny andavanandro andavanadro
Saingy raha vao mangiran-dratsy Ra-maraina vao maraina
Dia sahy mandeha miremby vola kely icvw ody aina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VahombeyVangy : 5181
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 21/10/2005 18:38