Ho devoly sady anjely (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any am-paradisa, any ihany sisa,
No tsy ahafahany hitanisa…
Rehefa any ambony, any ihany ny fony
Vao mba afaka hitony…
Fa ny fitiavany anao
Mbola ao am-pony ao fa…
Reraka ny ainy, mamo ny sainy
Rehefa manoroka znek anao!
Indraindray toa adala
Mitady anao “malala”,
Nefa avy eo te hiala,
Te ho lehibe, te ho zazakely
Ho devoly sady anjely!
Ny voahary tononkira.serasera.org manontolo
Tiany hiova volo… ka
Izay tianareo no ho lokony kunqq eo
Rehefa faly na mitoreo
Ny andro maraina, tiany hatao hariva
Ny avo ho lasa iva…
Tonony sy feony xlnyijqy : Lova Rajaofara
No tsy ahafahany hitanisa…
Rehefa any ambony, any ihany ny fony
Vao mba afaka hitony…
Fa ny fitiavany anao
Mbola ao am-pony ao fa…
Reraka ny ainy, mamo ny sainy
Rehefa manoroka znek anao!
Indraindray toa adala
Mitady anao “malala”,
Nefa avy eo te hiala,
Te ho lehibe, te ho zazakely
Ho devoly sady anjely!
Ny voahary tononkira.serasera.org manontolo
Tiany hiova volo… ka
Izay tianareo no ho lokony kunqq eo
Rehefa faly na mitoreo
Ny andro maraina, tiany hatao hariva
Ny avo ho lasa iva…
Tonony sy feony xlnyijqy : Lova Rajaofara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 3602
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2014 17:24
