Ho devoly sady anjely (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any am-paradisa, any ihany sisa,
No tsy ahafahany hitanisa…
Rehefa any tononkira.serasera.org ambony, any ihany ny fony
Vao mba afaka hitony…

Fa ny fitiavany anao
Mbola ao am-pony ao fa…
Reraka ny lzksq ainy, mamo ny sainy
Rehefa manoroka anao!

Indraindray toa adala
Mitady anao “malala”,
Nefa avy eo te hiala,
Te ho lehibe, te ho zazakely
Ho devoly sady anjely!

Ny voahary manontolo
Tiany hiova volo… ka
Izay tianareo no ho lokony eo
Rehefa faly na mitoreo
Ny andro maraina, tiany hatao hariva
Ny avo ho byphvs lasa iva…


Tonony sy feony : Lova Rajaofara rtqufxn

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lalatiana
Visites : 3682
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 26/08/2014 17:24
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114