Fiderana (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiderana
Mihobia ny Tomponao, mifalia ho azy
Ilay tdnay Andriamanitra tompoin’ny maro
Namonjy anao Izy , nanala anao tamin’ny tanan’ny fahavalonao
Asandrato ny feonao, ianao dia aoka ,omeo voninahitra
Jehovah Ray
Nanala ny entanao tsy nrzr zakanao mavesatra
(Misaora Azy)
Fa fitiavana no nanavotany (anao)
Ilay Zanaka nirahiny mba (ho anao)
Nisolo voina hanala ireo izay (otanao)
Oh ,oh oh
Mihainoa ry olony ,miankohofa
Manaraha ny didin’nIlay Ray gtjbpq Tsitoha
(Misaora Azy) ........
Dia mandehana ami’zay ary
Amin’ny lalana ianao
Avalony any ;esory tany tononkira.serasera.org ireo fiavona’ny fo
Nanala ny entanao tsy zakanao ,navesatra
(Misaora Azy)...2**
Mihobia ny Tomponao ,mifalia ho Azy
Ilay ANDRIAMANITRA ..
Mage 4 (2004)
Album: Lavitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mage 4Vangy : 12057
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hasimbola
Daty : 15/10/2004 14:08