Ravin-dohataona (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha hihintsana irony tononkira.serasera.org ravin-dohataona
Fa efa maina sy riitra teto
Indro fa miraraka eo an-dasin’ny tadidy
Ireo tsiaro mamy dkcvxib ypmvvi nentiny

Toa tsy nisy irony kalokalo
Nahamaitso faka
Ka indrisy ny hany mba mandalo
Dia olona misaona

Ka ny ydjfz firariana ao am-po
Dia lohataona mamerovero
Hafa indray.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112