Hasambarana (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atao hoe jamba sy marenina izay tia
Kanefa ianao mbola mahita sy mandre
Tsy maharesy ny jvkvcoe sainao, toherinao ny fonao tia
Satria ianao dia te-hanafina fa hoe :
Efa voababon’ dvwfd olon-kafa manontolo
Ny henatrao mampihatsara velatsihy
Izaho indray na dia voasolo aza ao am-ponao mbola tia
Tsy haiko fflppmqo hafenina kanefa aho mba minia
Ny hasambarana tsy hoe hodiana adala mody tia
Ny hasambarako dia fantatro fa tsy eo anilanao
Ny hasambaranao ry olon-tiako
Eny an-tsandrin’olon-kafa
Ny hasambaranao ekeko ho ahy.
Tonony sy Feony : Bessa
Mpihira : Solo tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SoloVangy : 24837
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : angemiiicky
Daty : 31/08/2006 09:59