lafatra (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany feon aponga
Manako avy lavitra any
Feon’ankizy milalao
Toa reko manantona ahy
Miantsoantso hoe
Avia hilalao
Hanao farimbolana miodikodina
Amin ny andro diavolana
Kaky be izay toa sondriana
Taitra avy eo woumc nanatona azy ireo
N’iza n’iza ankizy madiha dia mihira
Nanandrana napaka-peo
Diboka hafaliana vwjo ny fo
Hadino avokoa ireo izay tononkira.serasera.org rehetra tsy nahasoa
Revo nilalao,tehaka no utbv atao
Toa lafatra ery izato ianao
Manako avy lavitra any
Feon’ankizy milalao
Toa reko manantona ahy
Miantsoantso hoe
Avia hilalao
Hanao farimbolana miodikodina
Amin ny andro diavolana
Kaky be izay toa sondriana
Taitra avy eo woumc nanatona azy ireo
N’iza n’iza ankizy madiha dia mihira
Nanandrana napaka-peo
Diboka hafaliana vwjo ny fo
Hadino avokoa ireo izay tononkira.serasera.org rehetra tsy nahasoa
Revo nilalao,tehaka no utbv atao
Toa lafatra ery izato ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 7097
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RUFFIN ROHANS
Daty : 25/01/2005 15:29
