Nahoana ianao no tomany (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana ianao no tomany, nahoana re ?
Nahoana re ? Inona e ? Mba lazao ! ! !
Vintana ve no tsy tsara
Sa ny nofo no misy mijaly ?
Inona e ? tononkira.serasera.org (2) Mba lazao ! ! !
Vintana ve ? O jereo ny taniko
Jereo ny ra mikoriana hatrao
Nofoko ve ctwh ? Tsia ! tsy mijaly sanatria
Ny fireneko migadra mba vonjeo
Ô Hitondray hery dipbjl vao zabufm ... ny taniko
Masoandro e !(2) Omeo ny anjara taratray
Hitondray hery vao ...
Masoandro e ! Ny taninay
Henoy ny vavakay Tompo ô !
Fa ho Anao
Haleloia, Hosana (2)
Hitondray hery vao, sns...
Ny Railovy
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 7511
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 27/10/2001 00:10